plt_tn/2ki/19/01.md

291 B

tranon'i Yaveh

Fomba hafa ilazana ny "tempolin'i Yaveh" izany.

Eliakima ... Sebna ... Isaia ... Amoza

Anarana lehilahy avokoa ireo.

Naniraka an'i Eliakima ... izy

Naniraka an'i Eliakima ... i Hezekia"

samy nanao akanjo fisaonana avokoa

"samy niakanjo akanjo fisaonana avokoa"