plt_tn/2ki/18/33.md

1.5 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola nanohy nilaza tamin'ireo lehilahin'i Hezekia mpanjaka ny hafatra avy tany amin'ny mpanjakan i Asyria i Rabsake.

Moa nisy nahavonjy azy ireo teo an-tanan'ny mpanjakan'i Asyria ve ireo andriamanitry ny olona?

Nametraka izany fanontaniana izany izy mba hanehoany amin'ny vahoaka fa fantatr'izy ireo ny valin'izany. DH: "Tsy nisy tamin'ireo andriamanitry ny vahoaka no nahavonjy azy ireo teo an-tanan'ny mpanjakan'i Asyria."

Aiza moa ireo andriamanitry ... Arpada?

Nametraka izany fanontaniana izany izy mba hanehoany amin'ny vahoaka fa fantatr'izy ireo ny valin'izany. DH: "Noravako ireo andriamanitr'i ... Arpada!"

Hamata ... Arpada ... Serfavaima ... Hena ... Iva ... Samaria

Anaran-toerana izay entina ilazana ireo olona izay monina ao avokoa ireo.

teto an-tanako

Ny hoe "an-tanako na an-tanana" dia sarinteny ilazana ny fifehezana, hery, na fahefana. DH: "teto amin'ny fifehezako"

moa ve efa nisy andriamanitra nahavonjy ny taniny tamin'ny fahefako?

Nametraka izany fanontaniana izany izy mba hanehoany amin'ny vahoaka fa fantatr'izy ireo ny valin'izany. DH: "Tsy nisy andriamanitra nahavonjy ny taniny tamin'ny fahefako."

tamin'ny fahefako

Ny hoe "fahefako" dia sarinteny ilazana ny olona izay manana izany. DH: "tamiko"

Ahoana no hahafahan'i Yaveh mamonjy an'i Jerosalema amin'ny heriko?

Nametraka izany fanontaniana izany izy mba hanehoany amin'ny vahoaka fa fantatr'izy ireo ny valin'izany. DH: "Tsy misy hevitra ahafahan'i Yaveh mamonjy an'i Jerosalema amin'ny heriko"