plt_tn/2ki/18/06.md

485 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola mitohy ny tantara mahakasika ny fanjakan'i Hezekia.

nifikitra tamin'i Yaveh izy

Ny hoe "mifikitra" dia sarinteny ilazana fa tsy nivadika tamin'i Yaveh izy ary niraiki-po taminy. DH: "Tsy mba nivadika tamin'i Yaveh i Hezekia" na "Nijanona nahatoky tamin'i Yaveh i Hezekia"

na aiza na aiza nalehany dia nambinina izy

"na aiza na aiza nalehan'i Hezekia dia dia feno fahombiazana izy."

tanàna voaaro mafy

tanàna voadidina manda.