# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola mitohy ny tantara mahakasika ny fanjakan'i Hezekia. # nifikitra tamin'i Yaveh izy Ny hoe "mifikitra" dia sarinteny ilazana fa tsy nivadika tamin'i Yaveh izy ary niraiki-po taminy. DH: "Tsy mba nivadika tamin'i Yaveh i Hezekia" na "Nijanona nahatoky tamin'i Yaveh i Hezekia" # na aiza na aiza nalehany dia nambinina izy "na aiza na aiza nalehan'i Hezekia dia dia feno fahombiazana izy." # tanàna voaaro mafy tanàna voadidina manda.