plt_tn/2ki/18/04.md

340 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola mitohy ny tantaran'ny fanjakan'i Hezekia mpanjaka.

Nanaisotra ireo toerana avo izy, nandrava ireo andry vato, ary nanapaka ireo baon'Aseraha

"Nanaisotra ireo toerana avo fivavahana izy, nanapotipotika ireo andry vato, ary nanapaka ireo baon'Aseraha"

Nehostana

"sampy menarana varahina"