# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola mitohy ny tantaran'ny fanjakan'i Hezekia mpanjaka. # Nanaisotra ireo toerana avo izy, nandrava ireo andry vato, ary nanapaka ireo baon'Aseraha "Nanaisotra ireo toerana avo fivavahana izy, nanapotipotika ireo andry vato, ary nanapaka ireo baon'Aseraha" # Nehostana "sampy menarana varahina"