plt_tn/2ki/17/16.md

721 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola mitohy ny famintinana ny fitsaran'i Yaveh ny Israely.

sarin-janak'omby roa vita tamin'ny vy

Ny sarin-javatra vita amin'ny vy dia vita avy amin'ny vy mitsonika izay natao tao anaty lasitra iray mba hahazo endrika.

famosaviana

"ody ratsy"

nivarotra ny tenan'izy ireo mba hanao izay ratsy teo imason'i Yaveh

Ny hoe "niverotra ny tenan'izy ireo" dia sarinteny ilazana fa nanao izay ratsy indrindra izy ireo. DH: "nanao izay nolazain'i Yaveh fa ratsy izy ireo"

nanaisotra azy ireo tsy ho eo imasony

Ny hoe "imasony" dia sarinteny ilazana ny hoe "misarika ny sain'i Yaveh," izany hoe tsy niraharaha azy ireo intsony Izy eto. DH: "nanaisotra azy ireo tsy ho hitany"