plt_tn/2ki/17/16.md

20 lines
721 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola mitohy ny famintinana ny fitsaran'i Yaveh ny Israely.
# sarin-janak'omby roa vita tamin'ny vy
Ny sarin-javatra vita amin'ny vy dia vita avy amin'ny vy mitsonika izay natao tao anaty lasitra iray mba hahazo endrika.
# famosaviana
"ody ratsy"
# nivarotra ny tenan'izy ireo mba hanao izay ratsy teo imason'i Yaveh
Ny hoe "niverotra ny tenan'izy ireo" dia sarinteny ilazana fa nanao izay ratsy indrindra izy ireo. DH: "nanao izay nolazain'i Yaveh fa ratsy izy ireo"
# nanaisotra azy ireo tsy ho eo imasony
Ny hoe "imasony" dia sarinteny ilazana ny hoe "misarika ny sain'i Yaveh," izany hoe tsy niraharaha azy ireo intsony Izy eto. DH: "nanaisotra azy ireo tsy ho hitany"