plt_tn/2ki/17/04.md

542 B

So

Anaran-dehilahy izany.

isan-taona isan-taona

"isan-taona" (UDB)

Ka nidin'... izy ary nofatorany tany am-ponja

Ka nogadrain'... i Hosea" (UDB)

nanao fahirano an'izany

"nametraka andian'olona manodidina ny tanàna mba hampilefitra izany"

nitondra ny Israely lavitra an'i Asyria

Ny anarana hoe "Israely" dia sarinteny ilazana ny olona izay monina ao. DH: "nitondra ny vahoaka Israely lavitra an'i Asyria"

Hala ... Habora Onin'i Gozana ... Gozana

Anaran-toerana avokoa ireo.

Mediana

Izany dia anarana vondron'olona.