# So Anaran-dehilahy izany. # isan-taona isan-taona "isan-taona" (UDB) # Ka nidin'... izy ary nofatorany tany am-ponja Ka nogadrain'... i Hosea" (UDB) # nanao fahirano an'izany "nametraka andian'olona manodidina ny tanĂ na mba hampilefitra izany" # nitondra ny Israely lavitra an'i Asyria Ny anarana hoe "Israely" dia sarinteny ilazana ny olona izay monina ao. DH: "nitondra ny vahoaka Israely lavitra an'i Asyria" # Hala ... Habora Onin'i Gozana ... Gozana Anaran-toerana avokoa ireo. # Mediana Izany dia anarana vondron'olona.