plt_tn/2ki/14/13.md

929 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Izao no nitranga taorian'ny nandresen'ny tafik'Israely ny tafik'i Joda tao Bety Semesy.

Tonga ... izy ... Nalainy

Eto ny hoe "izy" sy ny mpisolo tena tampisaka "ny" avy amin'ny teny hoe "nalainy" dia manondro an'i Joasy sy ny tafiny. DH: "Tonga ... i Joasy sy ny tafiny ... nalain'ireo miaramilan'i Joasy"

Vavahadin'i Efraima... vavahady Zorony

Anarana vavahady tao amin'ny mandan'i Jerosalema avokoa ireo.

efajato hakiho

"180 metatra eo ho eo"

hakiho

"ny hakiho iray dia mitovy amin'ny 46 santimetatra eo ho eo"

tamin'ireo takalon'aina ihany koa, ary niverina tany Samaria izy

Izany dia midika fa tsy maintsy naka ireo takalon'aina ireo i Joasy mba hanakanana an'i Amazia tsy hanafika intsony. Azo azavaina izany. DH: "Ary nalain'izy ireo tao Samaria ihsny koa ny gadra maromaro mba hahafahana mahazo antoka fa tsy hahatonga korontana eo amin'izy ireo intsony" (UDB)