# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Izao no nitranga taorian'ny nandresen'ny tafik'Israely ny tafik'i Joda tao Bety Semesy. # Tonga ... izy ... Nalainy Eto ny hoe "izy" sy ny mpisolo tena tampisaka "ny" avy amin'ny teny hoe "nalainy" dia manondro an'i Joasy sy ny tafiny. DH: "Tonga ... i Joasy sy ny tafiny ... nalain'ireo miaramilan'i Joasy" # Vavahadin'i Efraima... vavahady Zorony Anarana vavahady tao amin'ny mandan'i Jerosalema avokoa ireo. # efajato hakiho "180 metatra eo ho eo" # hakiho "ny hakiho iray dia mitovy amin'ny 46 santimetatra eo ho eo" # tamin'ireo takalon'aina ihany koa, ary niverina tany Samaria izy Izany dia midika fa tsy maintsy naka ireo takalon'aina ireo i Joasy mba hanakanana an'i Amazia tsy hanafika intsony. Azo azavaina izany. DH: "Ary nalain'izy ireo tao Samaria ihsny koa ny gadra maromaro mba hahafahana mahazo antoka fa tsy hahatonga korontana eo amin'izy ireo intsony" (UDB)