plt_tn/2ki/14/04.md

24 lines
998 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Eto dia mbola mitohy ny tantaran'i Ahazia amin'ny maha-mpanjakan'i Joda azy.
# Saingy tsy nesorina ireo toerana avo
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. Toerana fanovana fanompoan-tsampy izany. Azo azavaina izany. DH: "Saingy tsy nesoriny ireo toerana avo"
# nanao sorona sy nandoro ditin-kazo manitra teny amin'ireo toerana avo ireo ny olona
Ny toerana avo dia toerana fanaovana fanompoan-tsampy. Azo azavaina izany. DH: "nanao sorona sy nandoro ditin-kazo manitra ho an'ireo andriamanitra sampy teny amin'ireo toerana ao"
# Ary
Izany dia nampiasaina mba hampidirana tranga vaovao.
# vantany vao tafapetraka tsara ny fitondràny
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "vantany vao nahatafapetraka tsara ny fitsipiky ny fitondrany i Amazia ary nanana fahefana amin'ny maha-mpanjaka azy"
# novonoiny ireo mpanompo
Mety nibaiko olon-kafa hamono ireo manam-boninahitra i Amazia. DH: "nasainy novonoin'ireo mpanompony ireo manam-boninahitra" (UDB)