plt_tn/2ki/14/04.md

998 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Eto dia mbola mitohy ny tantaran'i Ahazia amin'ny maha-mpanjakan'i Joda azy.

Saingy tsy nesorina ireo toerana avo

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. Toerana fanovana fanompoan-tsampy izany. Azo azavaina izany. DH: "Saingy tsy nesoriny ireo toerana avo"

nanao sorona sy nandoro ditin-kazo manitra teny amin'ireo toerana avo ireo ny olona

Ny toerana avo dia toerana fanaovana fanompoan-tsampy. Azo azavaina izany. DH: "nanao sorona sy nandoro ditin-kazo manitra ho an'ireo andriamanitra sampy teny amin'ireo toerana ao"

Ary

Izany dia nampiasaina mba hampidirana tranga vaovao.

vantany vao tafapetraka tsara ny fitondràny

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "vantany vao nahatafapetraka tsara ny fitsipiky ny fitondrany i Amazia ary nanana fahefana amin'ny maha-mpanjaka azy"

novonoiny ireo mpanompo

Mety nibaiko olon-kafa hamono ireo manam-boninahitra i Amazia. DH: "nasainy novonoin'ireo mpanompony ireo manam-boninahitra" (UDB)