plt_tn/2ki/11/17.md

16 lines
368 B
Markdown

# teo amin'ny mpanjaka sy ny vahoaka ihany koa
"ary koa nanao fanekena teo amin'ny mpanjaka sy ny mponina"
# ny olona rehetra teo amin'ny tany
Izany dia fanitarana hanehoana fa vondron'olona maro dia maro no nandrodana ny tempolin'i Bala. DH: "olona maro dia maron'ny tany"
# ny tranon'i Bala
"ny tempolin'i Bala"
# Matana
Izany dia anarana lehilahy mpisorona.