plt_tn/2ki/11/17.md

368 B

teo amin'ny mpanjaka sy ny vahoaka ihany koa

"ary koa nanao fanekena teo amin'ny mpanjaka sy ny mponina"

ny olona rehetra teo amin'ny tany

Izany dia fanitarana hanehoana fa vondron'olona maro dia maro no nandrodana ny tempolin'i Bala. DH: "olona maro dia maron'ny tany"

ny tranon'i Bala

"ny tempolin'i Bala"

Matana

Izany dia anarana lehilahy mpisorona.