plt_tn/2ki/11/04.md

709 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ity dia mbola manohy mitantara izay zava-nitranga taorian'ny niafenan'i Joasy, zanak'i Ahazia mpanjaka tao an-tempoly rehefa novonoina avokoa ireo tarana'i Ahazia mpanjaka hafa.

tamin'ny taona fahafito

"tamin'ny taona faha 7 nanjakan'i Atalia"

Joiada

ilay mpisoronabe

Karita

Izany ny anarana fiantso ireo vondrona mpiambina natokana hiaro ny mpanjaka.

nitondra azy ireo ho azy

Joiada, ilay mpisoronabe dia nanana miaramila mpitatitra ao aminy ao an-tempoly. DH: "niaraka tamin'izy ireo mba hiaona aminy ao an-tempoly"

Avy eo dia nasehony azy ireo ny zanaky ny mpanjaka

Nambaran'i Joiada tamin'izy ireo fa mbola velona i Joasy, zanak'i Ahazia mpanjaka.