plt_tn/2ki/11/04.md

24 lines
709 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ity dia mbola manohy mitantara izay zava-nitranga taorian'ny niafenan'i Joasy, zanak'i Ahazia mpanjaka tao an-tempoly rehefa novonoina avokoa ireo tarana'i Ahazia mpanjaka hafa.
# tamin'ny taona fahafito
"tamin'ny taona faha 7 nanjakan'i Atalia"
# Joiada
ilay mpisoronabe
# Karita
Izany ny anarana fiantso ireo vondrona mpiambina natokana hiaro ny mpanjaka.
# nitondra azy ireo ho azy
Joiada, ilay mpisoronabe dia nanana miaramila mpitatitra ao aminy ao an-tempoly. DH: "niaraka tamin'izy ireo mba hiaona aminy ao an-tempoly"
# Avy eo dia nasehony azy ireo ny zanaky ny mpanjaka
Nambaran'i Joiada tamin'izy ireo fa mbola velona i Joasy, zanak'i Ahazia mpanjaka.