plt_tn/2ki/10/34.md

20 lines
907 B
Markdown

# moa tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'Israely ve izany?
Azo atao fehezanteny tsotra izany fanontaniana fampisainana izany. Jereo ao amin'ny 1:17 ny fomba nandikana izany fehezanteny izany. DH: "voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely izany"
# Nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny i Jeho, ary nalevin'izy ireo tany Samaria izy
Izany dia midika fa maty i Jeho. Izany dia miresaka ny fandevenana azy any amin'ny toerana izay nandevenana ireo razambeny toy ny hoe nodimandry niaraka tamin'izy ireo izy. DH: "Maty i Jeho ary nalevin'izy ireo tany Samaria, izay tany ihany koa no nandevenana ireo razambeny."
# Joahaza
Anaran-dehilahy izany.
# Valo amby roapolo taona ny fotoana nanjakan'i Jeho teo amin'ny Israely tany Samaria
"Nanjaka teo amin'Israely tany Samaria nandritra ny valo amby roapolo taona i Jeho"
# Valo amby roapolo taona
"28 taona"