plt_tn/2ki/10/12.md

526 B

Bet-ekdan'ny mpiandry ondry

Izany dia anaran-toerana fanangonana ondry

midina mba hiarahaba

"handeha izahay mba hamangy"

ireo zanaky ny mpanjaka

"ireo zanak'i Jorama mpanjaka"

Ataovy sambo-belona izy ireo

Izany dia midika hoe samborina izy ireo fa tsy vonoina. DH: "Sambory izy ireo!" (UBD)

Ka nataon'izy ireo sambo-belona izy ireo

"Ka nosamboriny izy ireo"

roa amby efapolo lahy

"42 lahy"

Tsy nisy navelany ho velona izy ireo.

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "novoiny avokoa izy rehetra"