plt_tn/2ki/10/12.md

28 lines
526 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Bet-ekdan'ny mpiandry ondry
Izany dia anaran-toerana fanangonana ondry
# midina mba hiarahaba
"handeha izahay mba hamangy"
# ireo zanaky ny mpanjaka
"ireo zanak'i Jorama mpanjaka"
# Ataovy sambo-belona izy ireo
Izany dia midika hoe samborina izy ireo fa tsy vonoina. DH: "Sambory izy ireo!" (UBD)
# Ka nataon'izy ireo sambo-belona izy ireo
"Ka nosamboriny izy ireo"
# roa amby efapolo lahy
"42 lahy"
# Tsy nisy navelany ho velona izy ireo.
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "novoiny avokoa izy rehetra"