plt_tn/2ki/10/10.md

24 lines
964 B
Markdown

# tsapanareo tokoa
"takatrareo" na "fantatrareo fa"
# tsy nisy tamin'ny tenin'i Yaveh ... no hiraraka amin'ny tany,
Izany dia miresaka ny zava-mitranga rehetra izay nolazain'i Yaeh fa hitranga toy ny hoe zavatra tsy mety maty ary miraraka amin'ny tany. DH: "tsy nisy tamin'ny tenin'i Yaveh ... ka nandamòka" na "ny tenin'i Yaveh rehetra ... dia hitranga"
# Yaveh no nanao
Ny nampamonoan'i Yaveh ireo taranak'i Ahaba dia resahina toy ny hoe izy mivantana no namono azy ireo. DH: "Yaveh no nampindranga"
# Koa dia novonoin'i Jeho ... ary ireo mpisorony
Tsy i Jeho mivantana akory no namono ireo vahoaka rehetra ireo, fa kosa izy no nandidy ny hamonoana azy ireo. DH: "Koa dia nandidy i Jeho ny mba hamonoana ireo rehetra"
# izay sisa tavela
"ireo rehetra mbola velona" na "ireo rehetra sisa tavela"
# mandra-pahalany tamingana azy ireo
Izany dia midika fa novonoina avokoa izy ireo. DH: "mandra-pahavoavono azy rehetra" na "mandra-pahafatin'izy rehetra"