plt_tn/2ki/10/10.md

964 B

tsapanareo tokoa

"takatrareo" na "fantatrareo fa"

tsy nisy tamin'ny tenin'i Yaveh ... no hiraraka amin'ny tany,

Izany dia miresaka ny zava-mitranga rehetra izay nolazain'i Yaeh fa hitranga toy ny hoe zavatra tsy mety maty ary miraraka amin'ny tany. DH: "tsy nisy tamin'ny tenin'i Yaveh ... ka nandamòka" na "ny tenin'i Yaveh rehetra ... dia hitranga"

Yaveh no nanao

Ny nampamonoan'i Yaveh ireo taranak'i Ahaba dia resahina toy ny hoe izy mivantana no namono azy ireo. DH: "Yaveh no nampindranga"

Koa dia novonoin'i Jeho ... ary ireo mpisorony

Tsy i Jeho mivantana akory no namono ireo vahoaka rehetra ireo, fa kosa izy no nandidy ny hamonoana azy ireo. DH: "Koa dia nandidy i Jeho ny mba hamonoana ireo rehetra"

izay sisa tavela

"ireo rehetra mbola velona" na "ireo rehetra sisa tavela"

mandra-pahalany tamingana azy ireo

Izany dia midika fa novonoina avokoa izy ireo. DH: "mandra-pahavoavono azy rehetra" na "mandra-pahafatin'izy rehetra"