forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.0 KiB
Markdown
24 lines
1.0 KiB
Markdown
# tsy nahita afa-tsy ... izy ireo
|
|
|
|
"tsy nahita ny vantany manontolo intsony izy ireo" Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "ny hany sisa hitan'izy ireo tavela tamin'ny vatany dia"
|
|
|
|
# ny felatanany
|
|
|
|
Ny faritra anatin'ny tanana.
|
|
|
|
# Tisibita
|
|
|
|
Izany dia ilazana ny olona avy ao an-tanànan'i Tisba. Jereo ao amin'ny 1:3 ny fomba nandikanao izany.
|
|
|
|
# ny fatin'i Jezebela dia ho tahaka ny zezika eo amin'ny velaran'ny saha eo amin'ny tany ao Jezirela, mba tsy hisy olona afaka hiteny hoe
|
|
|
|
Izany dia miresaka ny fiparitahan'ny fatin'i Jezebela teny amin'ny saha toy ny hoe zezika. Satria efa potipotika sy niparitaka ny fatiny ka tsy nisy azo noraofina sy nalevina izany. DH: "niparitaka tahaka ny zezika eny an-tsaha ny potipotiky ny fatin'i Jezebela, ka tsy nisy olona nahafantatra izany ka hiteny hoe"
|
|
|
|
# zezika
|
|
|
|
Izany dia ilazana ny akora fampiasa amin'ny famokarana.
|
|
|
|
# mba tsy hisy olona afaka hiteny hoe: "Jezebela io."
|
|
|
|
"mba tsy hisy olona hahafantatra ny fatiny" na "mba tsy hisy olona afaka ilaza fa i Jezebela izany"
|