plt_tn/2ki/09/35.md

1.0 KiB

tsy nahita afa-tsy ... izy ireo

"tsy nahita ny vantany manontolo intsony izy ireo" Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "ny hany sisa hitan'izy ireo tavela tamin'ny vatany dia"

ny felatanany

Ny faritra anatin'ny tanana.

Tisibita

Izany dia ilazana ny olona avy ao an-tanànan'i Tisba. Jereo ao amin'ny 1:3 ny fomba nandikanao izany.

ny fatin'i Jezebela dia ho tahaka ny zezika eo amin'ny velaran'ny saha eo amin'ny tany ao Jezirela, mba tsy hisy olona afaka hiteny hoe

Izany dia miresaka ny fiparitahan'ny fatin'i Jezebela teny amin'ny saha toy ny hoe zezika. Satria efa potipotika sy niparitaka ny fatiny ka tsy nisy azo noraofina sy nalevina izany. DH: "niparitaka tahaka ny zezika eny an-tsaha ny potipotiky ny fatin'i Jezebela, ka tsy nisy olona nahafantatra izany ka hiteny hoe"

zezika

Izany dia ilazana ny akora fampiasa amin'ny famokarana.

mba tsy hisy olona afaka hiteny hoe: "Jezebela io."

"mba tsy hisy olona hahafantatra ny fatiny" na "mba tsy hisy olona afaka ilaza fa i Jezebela izany"