plt_tn/2ki/09/25.md

957 B

Bidkara

Ananran-dehilahy izany.

Alaivo izy ary atsipazo

"Alaivo ny fatiny ary atsipazo ... izany" na "Alaivo ny nofo mangatsiakany ary atsipazo ... izany" (UDB)

Tsarovy tamin'ny

"Tadidio tamin'ny"

nanaraka an'i Ahaba rainy

Midika izany fa nitondra kalesy nanaraka ny kalesin'i Ahaba izy ireo. DH: "nanaraka taorian'ny kalesin'i Ahaba rainy"

nametraka izany faminaniana izany hamelezana azy i Yaveh

"nilaza izany faminaniana izany hamelezana an'i Ahaba i Yaveh

ràn'i Nabota sy ny ràn'ireo zanany lahy

Eto ny teny hoe "rà" dia ilazana ny hoe "mamono." DH: "ny namonoana an'i Nabota sy ny namonoana an'ireo zanany aho omaly"

hampanonitra anao ... Aho

Izany dia midika fa hanafay an'i Ahaba Izy ny amin'ny ratsy izay efa nataony. DH: "Hanome izay mendrika anao Aho ny amin'ny ratsy izay efa nataonao"

alaivo izy ary atsipazo eo amin'io saha io

"alaivo ny fatin'i Jorama ary atsipazo eo amin'io saha io izany, izay an'i Nabota"