# Bidkara Ananran-dehilahy izany. # Alaivo izy ary atsipazo "Alaivo ny fatiny ary atsipazo ... izany" na "Alaivo ny nofo mangatsiakany ary atsipazo ... izany" (UDB) # Tsarovy tamin'ny "Tadidio tamin'ny" # nanaraka an'i Ahaba rainy Midika izany fa nitondra kalesy nanaraka ny kalesin'i Ahaba izy ireo. DH: "nanaraka taorian'ny kalesin'i Ahaba rainy" # nametraka izany faminaniana izany hamelezana azy i Yaveh "nilaza izany faminaniana izany hamelezana an'i Ahaba i Yaveh # ràn'i Nabota sy ny ràn'ireo zanany lahy Eto ny teny hoe "rà" dia ilazana ny hoe "mamono." DH: "ny namonoana an'i Nabota sy ny namonoana an'ireo zanany aho omaly" # hampanonitra anao ... Aho Izany dia midika fa hanafay an'i Ahaba Izy ny amin'ny ratsy izay efa nataony. DH: "Hanome izay mendrika anao Aho ny amin'ny ratsy izay efa nataonao" # alaivo izy ary atsipazo eo amin'io saha io "alaivo ny fatin'i Jorama ary atsipazo eo amin'io saha io izany, izay an'i Nabota"