plt_tn/2ki/09/17.md

646 B

mpitily

"mpiambina"

manatona avy lavitra ireo naman'i Jeho

" raha mbola lavitra i Jeho sy ireo lehilahiny"

Mpifaninona moa ianao sy ny fihavanana?

Nampiasa izany fanontaniana fampisainana izany i Jeho mba hilazany amin'ilay mpitondra hafatra fa tsy mahakasika azy izany na tonga hiavana izy na tsia. DH: "Tsy mahakasika anao izany na tonga hiavana aza aho!" na "Tsy tokony ianao no hahafantatra raha tonga hiavana aho!"

Nihaona tamin'izy ireo ilay mpitondra hafatra, kanefa tsy niverina izy

Nilaza tamin'i Jorama mpanjaka ilay mpitsikilo fa tsy niverina nitondra ny valin'ilay fanontanian'ny mpanjaka ilay lehilahy izay nirahiny.