# mpitily "mpiambina" # manatona avy lavitra ireo naman'i Jeho " raha mbola lavitra i Jeho sy ireo lehilahiny" # Mpifaninona moa ianao sy ny fihavanana? Nampiasa izany fanontaniana fampisainana izany i Jeho mba hilazany amin'ilay mpitondra hafatra fa tsy mahakasika azy izany na tonga hiavana izy na tsia. DH: "Tsy mahakasika anao izany na tonga hiavana aza aho!" na "Tsy tokony ianao no hahafantatra raha tonga hiavana aho!" # Nihaona tamin'izy ireo ilay mpitondra hafatra, kanefa tsy niverina izy Nilaza tamin'i Jorama mpanjaka ilay mpitsikilo fa tsy niverina nitondra ny valin'ilay fanontanian'ny mpanjaka ilay lehilahy izay nirahiny.