plt_tn/2ki/06/24.md

1.0 KiB

Beni-hadada

Anaran'ny mpanjakan'i Syria izany. Ny anarany dia midika hoe "zanak'i Hadada"

nanafika an'i Samaria

Nanafika an'i Samaria ny mpanjaka sy ny tafiny. DH: "nanafika an'i Samaria izy ireo"

Indro

Eto ny teny hoe "indro" dia entina manaitra antsika mba hifantoka amin'ny vaovao tsy ampoizina manaraka.

mandra-pahalafo ho sekely volafotsy valopolo ny lohan'ampondra iray

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "ny vidin'ny lohan'ampondra iray dia sekely volafotsy valopolo"

sekely volafotsy valopolo

"sekely volafotsy 80"

ampahefatry ny kaba

Azo atao ny mampiasa famarana fampiasa amin'ny vanim-potoana ankehitriny. DH: "ampahefatry ny litatra" na "fahefan'ny litatra"

ampahefatry ny

"ampahefatry ny litatra"

taim-boromailala

Azo ampiana teny hafa izany. DH: "taim-boromailala ho an'ny" na "taim-boromailala atakalo"

nandalo teo amin'ny manda

"nandeha teo an-tendron'ny mandan'ny tanàna"

tompoko

Izany anarana izany no niantsoan'ilay vehivavy ny mpanjaka mba ho mari-panajana azy.