forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
1.2 KiB
Markdown
16 lines
1.2 KiB
Markdown
# tany amin'ilay toerana izay voalaza sy nampitandreman'ilay olon'Andriamanitra azy
|
|
|
|
Ilay toerana izay nampitandreman'i Elisa ny mpanjaka ao amin'ny 6:8 no tiana ho lazaina amin'izany.
|
|
|
|
# Tsy indray mandeha na indroa fotsiny, rehefa nandeha tany ilay mpanjaka, dia mailo izy
|
|
|
|
Nampitandrina ny mpanjaka ny amin'izay toerana ho tafihan'ny Syriana i Elisa mba hahafahany mandefa fanairana ny vahoaka mialohan'ny hitrangan'ny fanafahina. DH: "Toy izany foana no nampitandreman'i Elisa ny mpanjakan'Israely ary afaka nandry fahalemana ireo Israelita"
|
|
|
|
# Tsy hilaza amiko ve ianareo hoe iza eo aminareo no momba ny mpanjakan'Israely?
|
|
|
|
Niheitra ny mpanjakan'i Syria fa misy mpamadika manome vaovao an'Israely ao amin'ireo miaramilany. Nametraka izany fanontaniana fampisainana izany izy mba hahafantarana izay mpamadika. Azo atao fehezanteny tsotra izany. DH: "Lazao ahy hoe iza aminareo no momba ny mpanjakan'Israely!" na "Lazao ahy hoe iza taminareo no nanambara ny fikasantsika tamin'ny mpanjakan'Israely!"
|
|
|
|
# no miandany amin'ny mpanjakan'Israely
|
|
|
|
Ny hoe "miandany amin'ny olona" dia midika hoe tsy mivadika amin'ny olona iray, izany hoe nanome vaovao izy ireo mba hanampiana ny mpanjakan'Israely. DH: "no manampy ny mpanjakan'Israely" na "tsy mivadika amin'ny mpanjakan'Israely"
|