plt_tn/2ki/06/06.md

454 B

Ka hoy ilay lehilahin'Andriamanitra hoe

"Ary Elisa, ilay lehilahin'Andriamanitra, nanontany hoe"

Dia nanapaka tapa-kazo izy, ary nanipy izany tao anaty rano, ka nampitsingevana ny vy

Nampiasain'i Yaveh i Elisa mba hanao fahagagana. Nitsingevana teny ambony rano ilay lela-pamaky ary nijanona teo izany ka nalain'ny mpaminany.

nampitsingevana ny vy

" ka nahatonga ny vy hitsingevana"

ny vy

"ny lela-pamaky." Vita amin'ny vy ny lela-pamaky.