plt_tn/2ki/06/06.md

16 lines
454 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ka hoy ilay lehilahin'Andriamanitra hoe
"Ary Elisa, ilay lehilahin'Andriamanitra, nanontany hoe"
# Dia nanapaka tapa-kazo izy, ary nanipy izany tao anaty rano, ka nampitsingevana ny vy
Nampiasain'i Yaveh i Elisa mba hanao fahagagana. Nitsingevana teny ambony rano ilay lela-pamaky ary nijanona teo izany ka nalain'ny mpaminany.
# nampitsingevana ny vy
" ka nahatonga ny vy hitsingevana"
# ny vy
"ny lela-pamaky." Vita amin'ny vy ny lela-pamaky.