plt_tn/2ki/06/01.md

533 B

Ireo zanaky ny mpaminany

Izany akory tsy midika hoe zanaka mpaminany izy ireo, fa kosa, anisan'ireo mpaminany izy ireo. Jereo ao amin'ny 2:3 ny fomba nandikanao izany. DH: "Vondron'olona mpaminany"

Avelao re izahay handeha ho any Jordana

Ny toerana manamorona an'i Jordana no tiana ho lazaina amin'izany. DH: "Avelao re izahay handeha manamorona an'i Jordana"

ireo mpanomponao

Eto ny iray tamin'ireo mpaminany dia nilaza ireo zanaky ny mpaminany toy ny hoe mpanompon'i Elisa mba hanomezan'izy ireo voninahitra an'i Elisa.