plt_tn/2ki/06/01.md

12 lines
533 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ireo zanaky ny mpaminany
Izany akory tsy midika hoe zanaka mpaminany izy ireo, fa kosa, anisan'ireo mpaminany izy ireo. Jereo ao amin'ny 2:3 ny fomba nandikanao izany. DH: "Vondron'olona mpaminany"
# Avelao re izahay handeha ho any Jordana
Ny toerana manamorona an'i Jordana no tiana ho lazaina amin'izany. DH: "Avelao re izahay handeha manamorona an'i Jordana"
# ireo mpanomponao
Eto ny iray tamin'ireo mpaminany dia nilaza ireo zanaky ny mpaminany toy ny hoe mpanompon'i Elisa mba hanomezan'izy ireo voninahitra an'i Elisa.