plt_tn/2ki/05/08.md

709 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Niresaka mikasika an'i Namàna tamin'ny mpanjakan'Israely i Elisa.

Nahoana no norovitinao ny akanjonao?

Nampiasa izany fanontaniana fampisainana izany i Elisa mba hanehoany fa tsy tokony halahelo sy handrovitra ny akanjony ny mpanjaka. DH: "Tsy misy tokony hampalahelo anao ka handrovitanao ny akanjonao."

hiverina amin'ny laoniny ny nofonao

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "hihatsara ny nofonao"

hadio ianao

Izany dia midika fa tsy haloto intsony ny hodiny. Ny olona izay heverin'Andriamanitra fa tsy azo ekena ara-panahy na voaloto ara-panahy dia lazaina toy ny hoe maloto ara-batana. Ny fiheveran'Andriamanitra ny olona boka dia olona voaloto.