plt_tn/2ki/05/01.md

16 lines
555 B
Markdown

# eo imason'ny tompony
Ny hoe "imason'ny tompony" dia ilazana izay fomba fiheveran'ilay tompo zavatra iray. DH: "araka ny hevitry ny tompony"
# tamin'ny alalany no nanomezan'i Yaveh fandresena an'i Syria
Eto ny hoe "Syria" dia ilazana ny tafika Syriana. DH: "tamin'ny alalan'i Namàna, no nanomezan'i Yaveh fandresena an'ny tafika Syriana"
# nivoaka ... ireo Syriana
Eto ny hoe "Syriana" dia ilazana ireo miaramila Syriana.
# isan-tokony
"ho antoko vitsivitsy handeha hanafika." Izany dia midika fa misy antoko vitsivitsy mivoaka andeha hanafika.