plt_tn/2ki/05/01.md

555 B

eo imason'ny tompony

Ny hoe "imason'ny tompony" dia ilazana izay fomba fiheveran'ilay tompo zavatra iray. DH: "araka ny hevitry ny tompony"

tamin'ny alalany no nanomezan'i Yaveh fandresena an'i Syria

Eto ny hoe "Syria" dia ilazana ny tafika Syriana. DH: "tamin'ny alalan'i Namàna, no nanomezan'i Yaveh fandresena an'ny tafika Syriana"

nivoaka ... ireo Syriana

Eto ny hoe "Syriana" dia ilazana ireo miaramila Syriana.

isan-tokony

"ho antoko vitsivitsy handeha hanafika." Izany dia midika fa misy antoko vitsivitsy mivoaka andeha hanafika.