plt_tn/2ki/04/40.md

424 B

nandoatra ny hanina ... izy ireo

"nandoatra ny hanina tao am-bilia ... izy ireo"

misy mahafaty ao am-bilany

Izany dia midika fa misy zavatra mety hahafaty azy ireo tao am-bilany, fa tsy hoe akory misy fatin-javatra ao am-bilany. DH: "Misy zavatra hahafaty antsika ao am-bilany" (UDB)

Nanipy izany tao anaty vilany izy

"Nataony tao anaty vilany ilay hanina"

Lohary ho an'ny olona izany

"Arosoy ny olony izany"