plt_tn/2ki/04/40.md

16 lines
424 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nandoatra ny hanina ... izy ireo
"nandoatra ny hanina tao am-bilia ... izy ireo"
# misy mahafaty ao am-bilany
Izany dia midika fa misy zavatra mety hahafaty azy ireo tao am-bilany, fa tsy hoe akory misy fatin-javatra ao am-bilany. DH: "Misy zavatra hahafaty antsika ao am-bilany" (UDB)
# Nanipy izany tao anaty vilany izy
"Nataony tao anaty vilany ilay hanina"
# Lohary ho an'ny olona izany
"Arosoy ny olony izany"