plt_tn/2ki/04/35.md

423 B

naninjitra ny tenany teo ambonin'ilay zazalahy kely

"nitsotra teo ambonin'ilay zaza indray"

ilay Sonemita

"Ilay vehivavy Somanita"

Dia nampiankohoka ny tavany teo amin'ny tany teo amin'ny tongony izy

Niankohoka teo anatrehan'i Elisa ravehivavy ho fanehoany ny fanajany sy ny fankasitrahany lehibe. DH: "Ary nampiankohoka ny tavany tamin'ny tany teo anatrehan'i Elisa ravehivavy mba haneho ny fankasitrahany azy"