plt_tn/2ki/04/35.md

12 lines
423 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# naninjitra ny tenany teo ambonin'ilay zazalahy kely
"nitsotra teo ambonin'ilay zaza indray"
# ilay Sonemita
"Ilay vehivavy Somanita"
# Dia nampiankohoka ny tavany teo amin'ny tany teo amin'ny tongony izy
Niankohoka teo anatrehan'i Elisa ravehivavy ho fanehoany ny fanajany sy ny fankasitrahany lehibe. DH: "Ary nampiankohoka ny tavany tamin'ny tany teo anatrehan'i Elisa ravehivavy mba haneho ny fankasitrahany azy"