plt_tn/2ki/04/27.md

452 B

-tendrombohitra

"Tendrombohitra Karmela"

nohazoniny ny tongony

Izany dia midika fa nandohalika ravehivavy ary nihohoka tamin'ny tany teo anatrehany ka namikotra ny tongony. DH: nihohoka tamin'ny tany teo anatrehany ravehivavy ary nametraka ny tanany manodidina ny tongony"

ary nafenin'i Yaveh tamiko ilay olana, ary tsy niteny na inona na inona tamiko

Hitan'i Elisa fa tezitra ravehivavy nefa tsy nambaran'i Yaveh taminy ny anton'ny olany.