plt_tn/2ki/04/27.md

12 lines
452 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# -tendrombohitra
"Tendrombohitra Karmela"
# nohazoniny ny tongony
Izany dia midika fa nandohalika ravehivavy ary nihohoka tamin'ny tany teo anatrehany ka namikotra ny tongony. DH: nihohoka tamin'ny tany teo anatrehany ravehivavy ary nametraka ny tanany manodidina ny tongony"
# ary nafenin'i Yaveh tamiko ilay olana, ary tsy niteny na inona na inona tamiko
Hitan'i Elisa fa tezitra ravehivavy nefa tsy nambaran'i Yaveh taminy ny anton'ny olany.