plt_tn/2ki/04/17.md

513 B

Ny taona manaraka ihany

"Erin-taona taty aoriana ihany"

Rehefa niha-lehibe ny zaza

"Rehefa lehibe ny zaza"

Ny lohako, ny lohako

Niteny izany ilay zaza satria naharary azy ny lohany. DH: "Maharary ahy ny lohako! Maharary ahy ny lohako!" (UDB)

nipetraka teo am-pofoany ilay zaza mandra-pitaotaovovonana ary maty avy eo

Ny hoe "teo am-pofoany" dia midika hoe teo ambony feny. Nampofoany ilay zanany mandra-pahafaty azy. DH: "Nampofoiny teo ambony feny izy mandra-pitaotaovovonana ary maty izy avy eo"