plt_tn/2ki/04/17.md

16 lines
513 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ny taona manaraka ihany
"Erin-taona taty aoriana ihany"
# Rehefa niha-lehibe ny zaza
"Rehefa lehibe ny zaza"
# Ny lohako, ny lohako
Niteny izany ilay zaza satria naharary azy ny lohany. DH: "Maharary ahy ny lohako! Maharary ahy ny lohako!" (UDB)
# nipetraka teo am-pofoany ilay zaza mandra-pitaotaovovonana ary maty avy eo
Ny hoe "teo am-pofoany" dia midika hoe teo ambony feny. Nampofoany ilay zanany mandra-pahafaty azy. DH: "Nampofoiny teo ambony feny izy mandra-pitaotaovovonana ary maty izy avy eo"