plt_tn/2ki/04/01.md

20 lines
553 B
Markdown

# ireo zanaky ny mpaminany
Izany akory tsy midika hoe zanaka mpaminany izy ireo, fa kosa, anisan'ireo mpaminany izy ireo. Jereo ao amin'ny 2:3 ny fomba nandikanao izany. DH: "ireo mpaminany"
# ny vadiko ilay mpanomponao
"ny vadiko, izay mpanomponao"
# mpampindram-bola
Olona mampindrana vola amin'ny olona hafa.
# Tsy manana na inona na inona
Milaza ny tenany ho mpanompon'i Elisa ilay vehivavy mba ho mari-panajana azy.
# afa-tsy diloilo iray tavoara ny mpanomponao ao an-trano
Ny hany mba zavatra lafo vidy nananany dia diloilo iray tavoara.