# ireo zanaky ny mpaminany Izany akory tsy midika hoe zanaka mpaminany izy ireo, fa kosa, anisan'ireo mpaminany izy ireo. Jereo ao amin'ny 2:3 ny fomba nandikanao izany. DH: "ireo mpaminany" # ny vadiko ilay mpanomponao "ny vadiko, izay mpanomponao" # mpampindram-bola Olona mampindrana vola amin'ny olona hafa. # Tsy manana na inona na inona Milaza ny tenany ho mpanompon'i Elisa ilay vehivavy mba ho mari-panajana azy. # afa-tsy diloilo iray tavoara ny mpanomponao ao an-trano Ny hany mba zavatra lafo vidy nananany dia diloilo iray tavoara.