plt_tn/2ki/02/19.md

16 lines
373 B
Markdown

# Ireo olon'ny tanàna
"Ireo mpitariky ny tanàna"
# ny zava-misy eto amin'ity tanàna ity dia mahafinaritra
Izany dia midika fa tsara toerana ilay tanàna. DH: "Eto amin'ny toerana tsara ity tanàna ity"
# araka izao hitan'ny tompoko izao
Eto dia "tompoko" no iantsoan'ireo lehilahy an'i Elisa mba ho fanomezam-boninahitra azy.
# mamokatra
"ahazoana vokatra tsara"