plt_tn/2ki/02/19.md

373 B

Ireo olon'ny tanàna

"Ireo mpitariky ny tanàna"

ny zava-misy eto amin'ity tanàna ity dia mahafinaritra

Izany dia midika fa tsara toerana ilay tanàna. DH: "Eto amin'ny toerana tsara ity tanàna ity"

araka izao hitan'ny tompoko izao

Eto dia "tompoko" no iantsoan'ireo lehilahy an'i Elisa mba ho fanomezam-boninahitra azy.

mamokatra

"ahazoana vokatra tsara"